- Talata 09 Febroary 2016
Actualités.Kianja filalaovam-baolina etsy Anosizato Efa lafo ihany koa ?
Nandeha ny feo nanomboka ny faran’ny herinandro teo fa efa lafo ihany koa ny kianja filalaovam-baolina etsy Anosizato,
Hamaky ny tohinyNandeha ny feo nanomboka ny faran’ny herinandro teo fa efa lafo ihany koa ny kianja filalaovam-baolina etsy Anosizato,
Hamaky ny tohinyFahoriana ny an’i Mananjara Jaofera, raim-pianakaviana iray manana zaza efatra hiatrika fanadinam-panjakana amin’ity taona 2016 ity, hanala CEPE ny iray, BEPC ny roa ary BACC ny iray, fa tsy nomen’ny Kaominina kopian’ny sora-piankohonana hamenoana ny dosie fisoratana anaran’izy ireo.
Hamaky ny tohinyManomboka ny fanesorana ireo « 4’Mi » matoritory sy manorinorin-trano tsizarazary eny rehetra eny, ary matetika fototry ny asan-jiolahy toy ny sinto-mahery sy fanendahana ao afovoan-tanànan’Antananarivo.
Hamaky ny tohinyHazava tanteraka amin’izay ny tanàna ao Soaniedanana, PK 67, any amin’iny lalam-pirenena fahefatra iny. Tonga ny faran’ny herinandro teo ny jiro fanampiny hanazava ny tanàna vokatry ny ezaky ny fikambanana HAFARI Malagasy, tompon’antoka amin’ilay tetikasa fifindra-monina ao an-toerana.
Hamaky ny tohinyMiasa mangina, tsy be tabataba. Mitana ny teny nomeny i Marc Ravalomanana, filoha mpanorina ny orinasa TIKO. Fantatra izao fa miala any ny menaka fihinana vokarin’ny TIKO, ary hanomboka ho tazana eny an-tsena ato ho ato.
Hamaky ny tohinyFirenena 34 ankehitirny no voakasiky ny fiparitahan’ny tsimokaretina Zika, araka ny tatitry ny fikambanana iraisam-pirenena momba ny fahalasalamana.
Hamaky ny tohiny