• Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Kolikoly 7 000 Ariary ny kara-panondro iray any Morondava

Sahirana ireo mpianatra feno taona tokony hanana kara-panondrom-pirenena ka hiatrika fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Fiparitahan’ny fitaovam-piadiana Tena sahirana ny tafika

Andraikitra lehibe mbola miandry ny foloalindahy malagasy ny famerenana an-dakazerina ireo fitaovana mahery vaika miparitaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Vono olona mahatsiravina Notetitetehana ilay tovovavy, nesorina ny taovany

Tranga nampihoron-koditra ny mponin’i Toamasina no hitan’ireo mponina tao Salazamay atsimo manakaiky ny fiangonana Fjkm ny marainan’ny talata tokony tamin’ny 5ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Andranofeno atsimo Nahazo fotodrafitrasa maro sosona

Nahazo fotodrafitrasa maro sosona ny ao amin’ny kaominina ambanivohitra Andranofeno Atsimo, 140 km miala an’Antananarivo Renivohitra, toerana namindran’ny minisiteran’ny mponina ireo olona sahirana ara-pivelomana maro isan-tsokajiny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Tsy filaminana eny Anosizato Atsinanana Naverina ny andrimasom-pokonolona

Naverina indray ny andrimasom-pokonolona ao amin’ny Fokontany Anosiato Atsinanana, sektera III. Nifarana ny 16 janoary lasa teo mantsy ny fiambenana tanàna niarahana tamin’ireo vatan-dehilahy 21-45 taona rehefa naharitra 100 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Tahala Rarihasina Analakely Ambohi-pihaonan’ny mpanao asa tanana

Ambohi-pihaonan’ireo mpanao asa tanana eto an-drenivohitra ny etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT