• Alakamisy 11 Febroary 2016
Actualités.Moramanga Ville Misy gropy miraondraona mampitaraina ny mponina koa

Raha nampitaraina ny mponina teny Antanandrano ny tabataban’ireo gropy mpihary herinaratra napetraka teny an-toerana hanampiana ny Jirama

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Febroary 2016
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana Haverina any amin’ny Fokontany niaviany

Tsy maintsy handraisana fepetra avokoa ireo mpivarotra amoron-dalana rehetra eto an-drenivohitra mba hananana tanàna milamina sy mirindra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Febroary 2016
Actualités.Aretina ZIKA Mahasampona ny zaza ao am-bohoka

Aretina iray tena malaza be ao Brezila amin’izao fotoana izao ny Zika. Ny vehivavy bevohoka amin’ny ankapobeny no tena arovana mafy amin’izy io noho ny fisian’ny voka-dratsiny toy ny fahasembanana ara-tsaina tsy maintsy hahazo ilay zaza ao am-bohoka, rehefa mihalehibe izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Febroary 2016
Actualités.Boriborintany fahefatra Nitombo avo roa heny ireo olona tonga mikarakara kopia

Raha 300 isa isan’andro teo aloha ireo olona tonga mikarakara kopia mari-pahaterahana ao amin’ny Boriborintany fahefatra dia tafakatra 650 isa isan’andro izany amin’izao fotoana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Trafikana boaderôzy Hosamborina amin’izay ireo atidoha

Bolabolana andramena 27 725 no efa voaiisa sy voamarika, araka ny fanambaran’ny minisitry ny tontolo iainana, Beboarimisa Ralava omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Febroary 2016
Actualités.Fivorian’ny Frankôfônia Tsy laharam-pahamehana

Araka ny tatitry ny fandaharan’asa iraisam-pirenena miady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo na programme alimentaire mondiale (P.A.M.) dia mahatratra iray tapitrisa ny isan’ny ireo olona tratry ny tsy fahampian-tsakafo na kere any amin’ny faritra atsimon’ny nosy

Hamaky ny tohiny
FTT