- Zoma 12 Febroary 2016
Actualités.Asa maika sy goavana eto Antananarivo Hanampy ny Kaominina ny Frantsay
Naharitra ora roa latsaka ny dinik’asa nifanaovan’ny delegasionina frantsay nahitana ny masoivohony Véronique Vouland tamin’ny ekipan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra notarihan’ny ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana teny amin’ny lapan’Analakely omaly.
Hamaky ny tohiny