- Alatsinainy 15 Febroary 2016
Actualités.Ambovombe Androy Mamely mafy ny Kere
Ny fanambarana ofisialy no tsy mbola nisy fa efa loza mihatra amin’ny mponina any Atsimo ny tsy fahampian-tsakafo na ny kere.
Hamaky ny tohinyNy fanambarana ofisialy no tsy mbola nisy fa efa loza mihatra amin’ny mponina any Atsimo ny tsy fahampian-tsakafo na ny kere.
Hamaky ny tohinyNotafihin’ny dahalo am-polony ny tanànan'i Soanatao, Fokontany Fotadalina,
Hamaky ny tohinyRenim-pianakaviana iray no maty tampoka tao amin’ny biraon’ny Fokontany Ambatofitatra, Sambava omaly, fankalazana ny Fetin’ny mpifankatia, raha iny nanaovana famotorana momba ny fitarainana izay nataon’ny mpifanolo-bodirindrina taminy.
Hamaky ny tohinyNiala tamin’ny fahanginany ny Mpanjaka Andriamanjakarivo Saiid manolotra ireo trangan-javatra hafahafa niseho tany amin’ny faritra SAVA tato ho ato.
Hamaky ny tohinyTian’ny mpamaky fasana ny kaominina Ambohijanaka. Nitrangana vaky fasana indray teny amin’ny fokontany Soanavela, ao anatin’ity kaominina tamin’ny sabotsy maraina teo
Hamaky ny tohinyNafana ny korana teny amin’ny “Centre commercial Akoor” eny amin’ny digue izay nisokatra ho an’ny mpifankatia rehetra tamin’ny sabotsy teo,
Hamaky ny tohiny