• Sabotsy 20 Febroary 2016
Actualités.Kere any Atsimo Latsa-dranomaso i Onitiana Realy

Latsa-dranomaso ny Minisitry ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 20 Febroary 2016
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Nandray anjara ny miaramila

Zanakazo niisa 2 100 fototra no novolen’ny Miaramila tao Vakinankaratra ho fandraisana anjara amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Febroary 2016
Actualités.Iharan’ny antsojay Hangoron’entana Ambatovy

Herinandro sisa no fe-potoana ahafahan’ny orinasa Ambatovy mihodina ary tsy maintsy handray fepetra henjana ny mpitantana ny orinasa raha mbola manao ambozizy amin’ny heviny ny Fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Febroary 2016
Actualités.Tsy fanjarian-tsakafo Olan’ny tsy fandrindrana asan’ny mpitondra

Mihoatra ny 50% ny tahan’ny tsy fanjarian-tsakafo miverimberina matetika eto Madagasikara noho ny tsy fahaizana mandrindra asa eo amin’ireo minisitera samihafa, hoy ny manampahaizana iraisam-pirenena momba ny sakafo Cheikh M.H. Dehah.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Febroary 2016
Actualités.Famonoana mpivady frantsay Zandary am-perinasa no atidoha

Mivoatra ny raharaha mikasika ny famonoana an’ilay vazaha frantsay Thorin Sylvain sy Dr Razafindrazanabary Marinette vadiny, nitranga tany Antsiranana ny 13 febroary 2016 teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Febroary 2016
Actualités.Sakaraha Fiara voatafika, mpandraharaha mpividy safira voatifitra

Nitrangana fanafihan-jiolahy nitam-basy tany Sakaraha, afak’omaly tokony ho tamin’ny 9 ora alina sy sasany.

Hamaky ny tohiny
FTT