• Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Kaominina Antehiroka Hanorina lisea eny Antsakambahiny

Hanana lisea ny Kaominina Antehiroka. Io no anisan’ny fanambin’ny Ben’ny tanànan’Antehiroka Razakandrainy Bezoro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.TAPATAPANY SAMBAVA

Ankizy tsy ampy taona miisa 5, 8 ka hatramin'ny 11 taona, samy kilasy « 7ème » amina sekoly tsy miankina iray ao Sambava, no tsy nahatsiaro tena noho ny hamamoana be loatra tamin’ny zoma Famaranana ny andron'ny sekoly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Vidin-tsolika Fohazo ny Solima hifaninana

Tsy mahay sady tsy mahafehy ny andraikiny ny governemanta, indrindra ny minisitera misahana ny angovo eto Madagasikara, hoy ny profesora Ralison Roger.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Skotisma Manabe ny tovovavy tsy hanaotao foana

Efa mahatratra 50.000 ny isan’ireo zazavavy mpikambana ao anatin’ny fikambanana Skoto zazavavy eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra Mbola betsaka ny fandikan-dalàna

Mbola lavitry ny fanarahan-dalàna ny ankamaroan’ireo taksibe eto an-drenivohitra. Zotram-pitaterana telo no azo iafiana, hoy ny ONG Lalana dia ny zotra 172 mampitohy an’ny Cnaps sy Iavoloha, ny zotra 147 ary 186.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Febroary 2016
Actualités.Lakandranon’Andriantany Tsentsina tanteraka, diovina ny ao ambany tetezana

Mitohy hatrany ny asa tanterahin’ny APIPA amin’ny fanadiovana ny lakandranon’Andriantany, hialana amin’ny tondra-drano.

Hamaky ny tohiny
FTT