- Sabotsy 27 Febroary 2016
Actualités.Fitantanana ny ACMIL Antsirabe Vita ny famindram-pahefana
Nandray ny fitantanana ny sekoly ambonin’ny Miaramila na ny Akademia miaramila indray manomboka izao ny kolonely Ramasy
Hamaky ny tohinyNandray ny fitantanana ny sekoly ambonin’ny Miaramila na ny Akademia miaramila indray manomboka izao ny kolonely Ramasy
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Tsy nihiratra ny andro omaly saika nanontolo andro. Tsy misy andro ratsy fa volon’andro fahavaratra no misy, hoy ny teknisianina ao amin’ny mpamantatra ny toetr’andro. Tsy hisy koa rivodoza ato anatin’ny folo andro ho avy.
Hamaky ny tohinyNa miara-mirehitra ny jiro na samy tsy misy manana. Nafampana ny toe-draharaha tao Vohipeno omaly manoloana ny delestazy.
Hamaky ny tohinyMafampana ny toe-draharaha any Nosy-Be taorian’ny nahazoan’ny vazaha lahy manambady gasy ny tany manoloana ny “Maison des Jeunes” ao Hell-Ville.
Hamaky ny tohinyManova olona tokoa ny toerana. Olona anisan’ny noderan’ny maro i Horace Gatien, noho ny hatsilovan-tsaina sy ny hakingany ary ny fahaizana mandrindra asa
Hamaky ny tohiny