• Alarobia 02 Martsa 2016
Actualités.Ambatolampy Nidoboka am-ponja ireo mpangalatra tariby

Nampitaraina ny mponina tao Ambatolampy ny haizin-kitroky ny tanàna fa mampirongatra ny halabotry sy ny vaky trano. Halatra tariby an’ny Jirama no voalaza fa antony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Actualités.Ratrema William Kivy amin’ny toe-tsaina misy ankehitriny

Tena mahakivy anay mpanabe nifofotra raha toy izao zava-misy iainana ankehitriny izao ny vokatry ny fikelezana aina nataon’ny tena am-polony taona maro nanaovana asa fanabeazana ankizy sy tanora

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Actualités.TAPANY KELY VOHIPENO

Nivaha ny olan’ny delestazy. Nahazo gropy vaovao ny Jirama hamerenana amin’ny laoniny ny famatsiana herinaratra ao an-toerana,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Actualités.Mahazoarivo Mila olona toa an’i Erick Rajaonary

Marefo ny fandriampahalemana, manjaka ny kolikoly. Mitaraina ho tsy misy mpijery ny tantsaha

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Actualités.Lalam-pirenena faha-4 Ahiana ho tapaka tanteraka

Hasorenana ny an’ireo mpampiasa ny RN4 ny faran’ny herinandro teo, hatramin’ny omaly alatsinainy maraina noho ny fitohanana be vokatry ny kamiao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Martsa 2016
Actualités.Jiro maty teto an-drenivohitra Avy any Andekaleka ny olana

Ny oram-baratra nahery vaika tany Andekaleka no nahatonga ny fahatapahan’ny herinaratra teo Antananarivo Renivohitra ny alahady hariva lasa teo,

Hamaky ny tohiny
FTT