• Alakamisy 03 Martsa 2016
Actualités.Mahajanga Misy mpitondra Bajaj manendaka

Taorian’ny didy navoakan’ny mpanolotsaina monisialy farany teo mahakasika ny fitaovam-pitaterana ao Mahajanga dia afaka miasa mandra-marain’ny andro ny Bajaj rehetra ary tsy mifidy toerana aleha.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 03 Martsa 2016
Actualités.Entona fandrehitra Hisy fihenam-bidy 5%

Mahatratra 250.000 ha isan-taona ny hazo ripaka vokatry ny fanamboarana harina eto amintsika, raha araka ny fantatra raha 9.000.000 ha ny tany rakotra ala amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Actualités.Kolikoly ao Ambatondrazaka Nataon’ireo Mpisolovava vaky bantsilana

Manjaka ny kolikoly any Alaotra, hoy ireo mpisolovava ao Ambatondrazaka tamin’ny teny nahitsy. Mitondra faisana ireo olona mila raharaha eny anivon’ny Fitsarana sy ny sampandraharaham-panjakana samihafa any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Actualités.Fitaterana Nidina ny vidin-tsolika, hiakatra ny sarandalana

Nidina nanomboka ny alin’ny alatsinainy teo ny vidin-tsokila eny amin’ireo toby mpaninjara. Nihena 120 Ariary ny lasantsy ka lasa 3340 Ariary ny litatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Actualités.AVANCE CENTER - Behoririka Manao didin’ny be sandry ny Sinoa

Mitohy hatrany ny antsojay ataon’ny Sinoa amin’ireo Malagasy mpanofa trano etsy Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Martsa 2016
Actualités.Biraon’ny fananan-tany ao Maroantsetra Lasa ny “coffre” sy ny dosie maro

Samy taitra ireo nahare ny vaovao tao Maroantsetra nitranga ny alatsinainy heriny alina teo. Voalaza fa vaky ny biraon'ny fananan-tany, very ny vola be tao anaty "coffre" ary maro ireo antontan-taratasy na tanin'olona tsy hita sy niparitaka eran'ny trano.

Hamaky ny tohiny
FTT