• Sabotsy 05 Martsa 2016
Actualités.Haino aman-jery Hanana ny radiony ny minisitra Andrianjato

Hifoha indray ny onjampeo 96.8 FM, nampiasain’ny Radio Fanamby tany amin’ny taona 90.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Martsa 2016
Actualités.Ambohitrimanjaka Mpandeha taksibe nendahin’ny jiolahy mitam-basy

Taksibe iray manao zotra Ampangabe Ambohitrimanjaka – 67ha no notafihin’ny jiolahy

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Martsa 2016
Actualités.Savorovoro tany Anjozorobe Manazava ny zandarimariam-pirenena

Tsy filam-baniny sanatria na fanakianana be fahatany fa mba mahagaga ihany hoe nahoana no omaly zoma 4 martsa , izany hoe 12 andro aty aorian’ny savorovoro nitranga tany amin’ilay kariera

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Martsa 2016
Actualités.Madagasikara Airways Tonga ny fiaramanidina faharoany

Nigadona teny amin’ny seranam-piaramanidina Ivato omaly tolakandro ny fiaramanidina faharoa an’ny kaompania tsy miankina Madagasikara Airways.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Nitohana tanteraka ny RN7 Voaporofo indray fa Governemanta midororororo

Nitohana be ny fifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena faha-7 iny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Martsa 2016
Actualités.Savorovoro tany Anjozorobe Miaramilan’ny DSP no nitifitra

Matetika no mizaka ny tsy eran’ny ainy ihany koa ireny foloalindahy izay miasa any amin’ireny manampahefana ireny fa irahin’izy ireo hanao zavatra mifanohitra amin’ny lalàna kanefa tsy ho afaka handa sy hamaly.

Hamaky ny tohiny
FTT