• Talata 08 Martsa 2016
Actualités.Chandoutis Raoera Tokony hijoro hampihavana ny vehivavy

Ny vehivavy no anisan’ny aina iray mamelona na mamono ny firenena iray, hoy i Chandoutis Raoera.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2016
Actualités.Vehivavy sahirana ao Anjanahary Nahazo fiofanana maimaimpoana

Nahazo fiofanana maimaimpoana ireo vehivavy sahirana monina ao Anjanahary II A sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2016
Actualités.Mihevera sao ho tratra aoriana loatra e !

Miarahaba anao manokana ry Jeanne amin’ity 08 marsa Andron’ny vehivavy ity. Tena nalaza an-gazety ianao nivoaka lava tany andafy sy niseho tele matetika ireny an ! Ary tsara mpiaro koa i Jeanne.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Martsa 2016
Actualités.Fitiliana ny aretina SIDA Lasa mahasarika tanora marobe tokoa

Olona iray isaky ny dimy segondra no voan’ny areti-mandoza SIDA maneran-tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.Fitsarana hitsara ireo manampahefana Tsy hatsangana mihitsy ?

Tsy mbola ao anatin’ny lahadiniky ny filankevitry ny minisitra mihitsy aloha ny resaka fifidianam-paritra sy fananganana ilay fitsarana avo hitsara ireo manampahefana na haute cour de justice (HJC) araka ny ambaran’ny andininy faha-167 ao amin’ny lalàmpanorenan’ny repoblika faha-4

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Martsa 2016
Actualités.Dinan’i Mangoky Nifamela ny Zafindravala sy ny Antevondro

Vita tamin’ny 26 febroary teo ny fampihavanana teo amin’ny zana-poko Zafindravala sy Antevondro.

Hamaky ny tohiny
FTT