• Alakamisy 10 Martsa 2016
Actualités.Salon des études internationales Manome tolotra vaovao hatrany

Mbola mahaliana ny tanora Malagasy mpianatra hatrany hatreto ny fandehanana manohy fianarana any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2016
Actualités.Andron’ny vehivavy Nampifanatona ny mpirafy

Sary anisan’ny nanamarika ny andron’ny omaly 8 martsa 2016, raha ny teto an-drenivohitra, ny fifanatonana akaiky teo amin’ireo mpanao politika, mpifandrafy sy nifampifofo enin-taona lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2016
Actualités.Fandrosoan’ny fianakaviana “Mila vehivavy vonona sy vanona”, hoy i Neny

Fomba miavaka no nentin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra nanamarihana ny andro maneran-tany ho an’ny vehivavy omaly notarihin’ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ireo solombavambahoaka vehivavy maromaro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2016
Actualités.Fijanonana ao amin’ny “Annexe B” Very 1 miliara ariary isan-taona ny Air Mad

Efa tamin’ny taona 2011 no voasokajy ao anatin’ny lisitra B ny Air Madagascar. Voarara tsy afaka misidina ny lanitra eoropeanina intsony ireo Boeing 767-300 roa nampiasain’ny kaompaniam-pitaterana Malagasy hatramin’io fe-potoana lavareny io

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2016
Actualités.Mamy Rakotoarivelo Kandida ho filoham-pirenena amin’ny 2018

Nanamarika ny fanombohan’ny herinandro teo amin’ny tontolo politika ny fanambarana nataon’Atoa Rakotoarivelo Mamy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Martsa 2016
Actualités.Minisitra Solonandrasana Olivier Mahafaly Tsy misy atahorana intsony ny ainy

Nivoaka omaly ny fampitam-baovao ofisialy avy amin’ny governemanta ka nahafantarana fa efa hatramin’ny alahady no narary mafy ny minisitry ny atitany sy ny fanapariaham-pahefana Solonandrasana Olivier Mahafaly

Hamaky ny tohiny
FTT