• Sabotsy 19 Martsa 2016
Actualités.Demokrasia sy Fanjakana tan-dalàna Voafidy ny solontenan’ny mpanao gazety ao amin’ny HCDDED

Tontosa omaly teny amin’ny efitrano fivorian’ny minisiteran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana eny Nanisana ny fifidianana ny solontena tokan’ny mpanao gazety

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Martsa 2016
Actualités.Salon de l’interpretariat et langue internationale Hetsika entina hampahafantarana ny kolontsaina malagasy

Tanterahina etsy amin’ny Tahala Rarihasina Analakely nanomboka omaly haharitra roa andro ilay hetsika « Salon de l’interpretariat et langue internationale » andiany fahadimy karakarain’ny AJEEM ( Association des jeunes Enseignants et étudiants de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Martsa 2016
Actualités.Permis Biometrique 20.000 ireo efa voasolo, vorontsiloza ny 60

Manao tohivakana ny fahatraran’ny “Centre d’immatriculation” etsy Ambohidahy ireo permis tsy izy na ny taratasy fahazoan-dalana vorontsiloza amin’izao fotoana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Martsa 2016
Actualités.Ala eto Madagasikara 100.000 ha isan-taona no ripaka

Sivy tapitrisa ha sisa ny velarantany misy ala eto amintsika raha mbola nahatratra 12 tapitrisa izany tamin’ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2016
Actualités.Mpisoloky mitonantonana Zandary avy no ndeha hosavainy

Tovolahy iray, misoloky ho mpiasan'ny faritra Alaotra Mangoro no tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Martsa 2016
Actualités.Asa fampandrosoana Atao maodely ny faritra atsimo

Fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo Rio tinto QMM sy ireo kaominina telo iasan'ity tetikasa ity, ny faritra ary ireo vondron'olona eny ifotony sy ny fitondrana malagasy.

Hamaky ny tohiny
FTT