• Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.ANKADIVORIBE

Efa voasambotra ny tompon’antoka tamin’ny fanafihana mpivaro-dronono teny Ankadivoribe, ka nahafatesana raim-pianakaviana iray sy naharatrana ny zanany roalahy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.Kaominin’i Talatamaty Nahazo fanampiana avy amin’i Japon ny Lycée

Nahazo fanampiana avy amin’ny masoivohon’i Japon miasa sy monina eto amintsika ny lyceé ao Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo, tarihin’ny Ben’ny tanàna Rado Razafindratsimba.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.Ankatoky ny fetin’ny Paska Tafakatra hatrany amin’ny 90.000 Ar ny vorontsiloza

Andro vitsy monja sisa dia hianoka tanteraka ao anatin’ny fankalazana ny fetin’ny paska isika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.“Centre de lecture et d’Animation culturelle” Hiampy enina manomboka amin’ity taona ity

Vondrona iray hahafahana manaparitaka ny vaky boky sy ny kolontsaina Malagasy ny CLAC na ny “Centre de lecture et d’Animation culturelle”,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Martsa 2016
Actualités.Kaominin’i Talatamaty Nahazo fanampiana avy amin’i Japon ny Lycée

Nahazo fanampiana avy amin’ny masoivohon’i Japon miasa sy monina eto amintsika ny lyceé ao Talatamaty, distrikan’Ambohidratrimo, tarihin’ny Ben’ny tanàna Rado Razafindratsimba.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Martsa 2016
Actualités.Farafangana Ambivitry ny fisamatsamahana ny foko Zafisoro

Nisy akony tamin’ny foko Zafisoro any Farafangana ny hetsika fanamafisam-pihavanana teo amin’ny Antefasy sy Zafisoro, nokarakarain’ny ekipan’ny praiminisitra Ravelonarivo ny 18 martsa 2016 lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT