• Alakamisy 31 Martsa 2016
Actualités.Lalana simba Avarabohitra Itaosy Manao be marenina ny minisitera

Tena manao be marenina amin’ny asa fanamboaran-dalana eny Avarabohitra Itaosy, kaominina Itaosy ny minisiteran’ny asa vaventy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2016
Actualités.Kaominina Ambavahaditokana Maika ny asa fanamboarana ny toho-drano ao Ampahasiviny

Ny fambolena sy ny fiompiana no foto-piveloman’ireo mponina ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Ambavahaditokana, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2016
Actualités.THB TOUR ANDIANY FAHA-11 Fahombiazana tanteraka

Fahombiazana tanteraka no azo tamin’ilay hetsika THB tour andiany faha-11 notanterahina tany an-drenivohitr’i Vakinankaratra nanomboka ny 25 ka hatramin’ny faha-28 martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Martsa 2016
Actualités.Fokontany Anosibe Angarangarana Tafatsangana ny “centre d’écoute” handray ny fitarainan’ny olona

Tafatsangana ao amin’ny fokontany Anosibe Angarangarana ary efa miasa ny “Centre d’écoute”, raha ny fanazavan’ny sefom-pokontany ao an-toerana Ali Petera.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2016
Actualités.Digy Anosizato – Ampasika Majifan’ny mpangalatra ny « panneau solaire »

Raha ireo « batterie » nilevina tao anaty tany no nisy nangalatra taoriana kelin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Martsa 2016
Actualités.Vadin’olona ambony iray Ratsy fitondran-tena

Tranga mpiseho amin’ny fiainana andavanandro ihany ny olona efa manambady sy manana tokantrano kanefa manitsakitsaka ny vadiny amin’olon-kafa na lahy io na vavy.

Hamaky ny tohiny
FTT