• Zoma 01 Aprily 2016
Actualités.Fifandraisana ara-diplomatika Tara 10 taona be izao i Madagasikara

Laharana faha-149 amin’ny firenena 191 i Madagasikara eo amin’ny lafiny fanatontoloana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Hampiditra polisy monisipaly 200 isa

Nisokatra nanomboka ny alarobia 30 martsa teo ary hifarana ny zoma 22 aprily ny fisoratan anarana ho an’ireo zatovo lahy sy vavy te hifaninana hiditra ho polisy monisipaly eto amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2016
Actualités.Rina Rasoava

Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpandraharaha voalaza fa nanambana basy ny tonian-dahatsoratry ny gazety Ao Raha Rina Rasoava tany Carion ny alarobia teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2016
Actualités.Zaza ôtista Mbola 54 isa monja ireo fantatra eto Madagasikara

Mbola vao 54 isa monja ireo zaza ôtista fantatr’ireo fikambanana miisa dimy mandray an-tanana izany eto amintsika. Antony, betsaka amin’ny Malagasy no tsy mahalala ny toe-batan’ny zaza ôtista raha menatra ihany koa ny fianakaviana sasany ka manafina izany any an-tokantranony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2016
Actualités.FIM andiany faha-11 Hotanterahana ny 19-22 mey

Raikitra indray ny Foire Internationale de Madagascar (FIM) andiany faha-11. Hotanterahina ny 19 ka hatramin’ny 22 Mey ho avy izao indray mantsy izany, eny amin’ny Parc des expositions Forello Tanjombato karakarain’ny agence de la premiere ligne.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 01 Aprily 2016
Actualités.Lalàna momba ny fananan-tany Maro ny Malagasy tsy mahafantatra azy

Nifarana omaly rehefa naharitra roa andro ilay atrikasa nentina nandrafetana ny fandaharan’asam-pirenena momba ny fananantany notanterahin’ny Sehatra iombonanana ho an’ny fananan-tany tetsy amin’ny DLC Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT