• Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.CFAN Hanampy ireo tanora tsy an’asa

Niampy iray indray ireo ivontoeram-pampiofanana eto amintsika hanampy sy hanohana ireo tanora tsy an’asa, indrindra fa ireo tsy manana diplaoma.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.Faravohitra Raim-pianakaviana maty teny an-dalana

Raim-pianakaviana iray sahabo ho 65 taona voalaza fa mivelona amin’ny asa fibatana entana eny Analakely sy ny manodidina no maty tampoka am-perinasa ny sabotsy maraina teo raha nikasa ny hiakatra ny lalana mihazo ny Ekar etsy Faravohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Aprily 2016
Actualités.Boaderozy tratra tany Maorisy Hazo tsotra ny 184

Nisaina teo anivon’ny MICTSL ireo boaderozy tonga avy any Maorisy tratra tamin’ny taona 2011 nokasaina aondrana an-tsokosoko. Hagagana ny an’ny rehetra fa nahitana hazo tsy tena izy niisa 184 nampiarahan’ireo mpanao trafika saika naondrany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Aprily 2016
Actualités.Jeneraly Paza Didier “Mila manova fihetsika ny zandary”

Mila manova fihetsika ny zandary ho fitandroana ny fandriampahalemana sy ho fiarovana ny zon’olombelona

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Aprily 2016
Actualités.Sendikan’ny Mpiraki-draharaha Hitokona fa « Tsy misy mihaino »

Leo ny fampiesonana ! Hanao fitokonana faobe ireo Mpiraki-draharahan’ny Fitsarana manerana ny Nosy ny 11 aprily izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Aprily 2016
Actualités.TAPANY KELY FAHASALAMANA

Nivoaka ny hopitaly HJRA Ampefiloha nitsaboana azy omaly i Erica, ilay zazavavy kely, 4 taona, nopotsirin’ny rainy niteraka azy ny voamasony roa.

Hamaky ny tohiny
FTT