• Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.Mihorohoro i Tsiroanomandidy Miakatra an-tanàna ny dahalo

Raha efa somary nilamina ny tao Tsiroanomandidy tato anatin’ny taona vitsivitsy izao dia niverina nihorohoro indray ny vahoaka any an-toerana ankehitriny noho ny fanafihan-dahalo tao an-tampon-tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.Televiziona Malagasy Tantanina amin’ny fomba hafahafa

Ela ny ela, ka telo volana mahery tsy manana Tale ny Televiziona Malagasy (TVM).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.HJRA Ampefiloha Sarotra soloina Pr Jean Claude Razafimahandry

Banga efa telo herinandro izao ny toeran’ny Talen’ny HJRA Ampefiloha, izay hopitalim-panjakana lehibe indrindra eto Madagasikara,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.« Huile lourde » ao Tsimiroro Hamidy eto Madagasikara tsy ho ela

Vinavinaina amin’ity volana aprily ity na farafahatarany amin’ny mey ny varotra santatra menaka mavesatra (huile lourde) ho an’ny tsena anatiny eto Madagasikara. Manodidina ny 150.000 barila ny tolotra haroso ny mpanjifa amin’izany.Vinavinaina amin’ity volana aprily ity na farafahatarany amin’ny mey ny varotra santatra menaka mavesatra (huile lourde) ho an’ny tsena anatiny eto Madagasikara. Manodidina ny 150.000 barila ny tolotra haroso ny mpanjifa amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.RN5A Sambava – Andapa Manjaka ny kolikoly eny an-dalana

Tsy tahotra tsy henatra intsony ny ataon’ny mpitandro ny Filaminana amin’ny lalam-pirenena faha-5 Sambava – Andapa amin’ny fitakiana « ekôlazy »,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Aprily 2016
Actualités.ANDOHARANOFOTSY

Sokatra niisa 16 nitadiavana mpividy no saron’ny zandary. Avy any Betioky Toliara ireo sokatra, nampitondrana fiarakodia.

Hamaky ny tohiny
FTT