• Talata 05 Aprily 2016
Actualités.Ankadivoribe, Mandroseza Hohatsaraina ny fotodrafitrasa famatsian-drano

Natomboka omaly ny asa fananganana foibe fampiakarana sy fanadiovana ary famatsiana rano fisotro madio ao Ankadivoribe, 11 volana no ho faharetan’ny asa izay iandraiketan’ny Jirama.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2016
Actualités.Minisitry ny atitany Ny habeny no nankarary azy

Be loatra ny lanjan’ny minisitry ny atitany Olivier Mahafaly Solonandrasana raha noharina tamin’ny halavany ka izay no niteraka krizy sy aretina taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2016
Actualités.Tsy misy vola

Asa indray izay angano hambaran’ny mpitondra fanjakana fa raha ny zava-misy dia tsy hamatsy vola na hampindram-bola an’i Madagasikara izany ny FMI sy ny Banky iraisam-irenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2016
Actualités.Kariera maha be resaka Mahagaga ny fahanginan’ny minisitra Lala Harisaina Joeli Valérien

Raha nisy raharaha nitana ny sain’ny maro, ary nahoraka an-gazety sy tamin’ny haino aman-jery dia ny olana any amin’ireo kariera fitrandrahana harena an-kibon’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2016
Actualités.Fitsarana Hitokona ireo mpiraki-draharaha

Hanatanteraka fitokonana faobe avokoa indray manomboka ny alatsinainy 11 aprily ho avy izao ireo sendikan’ny mpiraki-draharah

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Aprily 2016
Actualités.Antanety Ambatomaro Misy olon-tsotra mitady haka arabe lalam-pokonolona

Mitaitain-dava toy ny sahobakaka am-bodiriana amin’izao fotoana izao ireo mponina ao Ambatomaro.

Hamaky ny tohiny
FTT