• Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Fokontany 67ha Nord-Ouest Hamaha ny olan’ny tanora ny fikambanana 67one

Mba hanarenana ny laza ratsy mandoto tato ho ato ny fokontany 67ha Avaratra Andrefana sektera-I izay voatonontonona an-gazety noho ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.Andohanimandroseza Mampiaka-peo ireo mety horavana trano

Nidina an-dalambe sady nilanja sorabaventy indray ny mponina eny Andohanimandroseza omaly. Ireo mety horavana trano amin’ny fanamboaran-dalana tanterahina eny an-toerana no nanao fihetsiketsehana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.Mikorontana ny Fitsarana Hitokona koa ny mpiambina fonja

Tsy milamina akory ny momba ny mpiraki-draharahan’ny fitsarana izay milaza hitokona manomboka amin’ny 11 aprily, omaly dia nampiaka-peo indray koa ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja ka nilaza fa manome 72 ora ny fitondram-panjakana hanatanterahana ny fitakian’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.HJRA Voatendry ny tale vaovao

Araka ny efa notaterina teto omaly dia notendren’ny filankevitry ny minisitra omaly ho talen’ny tolakandro CHU JRA na ny HJRA teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.Ambatobevanja Voatoraka tavoahangy ny mpiasan’ny Kaominina

Nitrangana savorovoro teny amin’ny zaridainam-bahoaka Ambatobevanja omaly nandritra ny fanakatonan’ny kaominina trano fivarotana iray tsy nanara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aprily 2016
Actualités.Fakana ny tanin-dRavalomanana Hampihemotra ny mpandraharaha vahiny

Ho an’i Faneva Raholdina mpandalina politika dia hampihemotra ny mpandraharaha rehetra, indrindra fa ny vahiny ny fihetsika tahaka izany, efa mpandraharaha mantsy Ravalomanana Marc ankehitriny, hoy izy fa tsy mpanao politika.

Hamaky ny tohiny
FTT