• Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Fahasalamana Ny diabeta matavy no tena mahavoa ny Malagasy

Nifantoka tamin’ny ady amin’ny aretina diabeta ny fanamarihana ny andro iraim-pirenena omaly 7 aprily. Olona 920 000, izany hoe ny 4%-n’ny Malagasy no voan’ity aretina ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Fisolokiana Talen-tsekoly misandoka ho talen’ny Bianco

Tsy kely lalana tokoa ny ratsy. Ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly na Bianco avy no lasibatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Lalana Soavimasoandro - Ivato Trano 20 tsy maintsy ho ravana

Vita ny talata sy alarobia teo ny fanaovana tombana ireo trano mety horavana eny amin’ny Kaominina Ivato noho ny fanamboaran-dalana miainga eo Soavimasoandro mipaka eny Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.TAPANY KELY ANDOHATAPENAKA

Niroso tamin’ny famefena ny toerana kasain’ny Fanjakana hanorenana toeram-piantsonan’ny fiara vaovao, hamindrana ny eny amin’ny Fasan’ny Karana, omaly, ny ministeram-panjakaana misahana ny tetikasan’ny filoha sy ny fampitaovana ary ny fanajariana ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Analamahitsy Hisy fitiliana aretina sy fizarana fanafody maimaimpoana

Nankalazaina omaly alakamisy 07 aprily ny andro maneran-tany ho an’ny fahasalamana. Ankoatra ny hetsika ofisialy tetsy amin’ny hopitalim-panjakana HJRA Ampefiloha niarahana tamin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aprily 2016
Actualités.Tsenan’Anosibe Nahitana aretin-kibo hafahafa

Nahitana aretin-kibo hafahafa teny amin’ny tsenan’Anosibe, araka ny tatitra nataon’ny BMH Isotry tamin’ny mpanao gazety omaly, sampandraharaha iray eo ambany fiahian’ny kaominina Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
FTT