• Alakamisy 14 Aprily 2016
Actualités.Fanajariana ny faritra BY PASS Nangotraka ny adihevitra omaly

Taorian'ny fampahafantarana ireo mponina ao anatin'ny kaominina Alasora sy ny manodidina fa voasoratra anaty taratasy iray avokoa ny lisitry ny parcelle misy ny tanin'izy ireo mikasika ny fanajariana ny faritr'i

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Aprily 2016
Actualités.MPANDRAHARA NY FONJA

Mitohy ny fitokonana ataon’ny mpirakidraharahan’ny Fitsarana sy ny Mpandraharaha ny fonja. Ho an’ireto farany dia mitaky hananganana eo anivon’ny governemanta Sekreteram-panjakana hitantana ny Fandraharahana ny fonja.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Actualités.Governemanta vaovao Mampiozongozona ny sezan’ny filoha

Tsy hampiova ny zava-misy eto amin’ny firenena rahateo ny fanovana praiminisitra isan-taona. Ahiana hiozongozona mihitsy aza ny sezan’ny filoha Rajaonarimampi

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Actualités.Fanatsarana ny fambolena Jerena akaiky ny fitarihan-drano isam-paritra

Notanterahina tetsy amin’ny foiben’ny FAO Ankorahotra omaly ilay atrikasa vatsian’ny FIDA vola tontosain’ny FAO momba ny fitiliana sy fijerena akaiky ny fambolena azo hataO

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Actualités.Tsenam-boky andiany faha-12 Hotanterahana ny 19-22 aprily

Hotanterahina ny 19 ka hatramin’ny 22 Aprily avy izao indray etsy amin’ny Esplanade Antaninarenina ny tsenam-boky andiany faha-12 karakarain’ny “Association des editeurs de Madagascar” sy ny mpikarakara ny fihaonambe an-tampony faha-XVI ho an’ny tany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aprily 2016
Actualités.Tetezan’Anosibe Azo hampiasaina amin’izay amin’ny herinandro

Taorian’ny asa fanamboarana natao dia ho azo hampiasaina amin’izay manomboka amin’io herinandro ho avy io ny tetezan’Anosibe,

Hamaky ny tohiny
FTT