- Zoma 22 Aprily 2016
Actualités.MANAKARA
Niantso delegasiona miisa dimy hifampiresaka aminy mikasika ny fitakian’ireo mpampianatra FRAM any Vatovavy Fitovinany ny minisitry fanabeazam-pirenena Rabary Paul.
Hamaky ny tohinyNiantso delegasiona miisa dimy hifampiresaka aminy mikasika ny fitakian’ireo mpampianatra FRAM any Vatovavy Fitovinany ny minisitry fanabeazam-pirenena Rabary Paul.
Hamaky ny tohinyMbola lesoka goavana hita eto amintsika hatreto ny tsy fahampian’ny trano famakiam-boky, antony tsy mahasarika ny ankizy mpianatra hamaky sy ho tia boky, indrindra fa ny eny anivon’ireo sekolim-panjakana.
Hamaky ny tohinyMpiasan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra iray izay voalaza fa lehiben’ny fiara mangabe mitety ireo toerana feno mpivarotra amoron-dalana eto an-drenivohitra no novonoin’ny olona tampoka tetsy
Hamaky ny tohinyVao teraka ny zaza dia efa ilana fikolokoloana manokana ny fitaizana azy mba hahatonga azy ireny ho olom-banona.
Hamaky ny tohinyHentitra ny tenin-dRamatoa Rasoazananera Monique minisitry ny fampianarana ambaratonga ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa omaly
Hamaky ny tohinyAvotra i Shane Kourdjee ilay mpandraharaha karana nisy naka an-keriny tany Antsirabe saingy ny talata alina ihany anefa dia nisy naka indray i Zahid Asgaraly, rahalahin’i Galib Asgaraly izay tompon’ny tranombarotra quincaillerie 2000 etsy Andravoahangy.
Hamaky ny tohiny