- Alakamisy 28 Aprily 2016
Actualités.Famatsian-dranon’ny Jirama Mila fanavaozana goavana
Omaly tamin’ny 6 ora maraina no vita ny fanamboarana ilay fantsona lehibe mpitondra ranon’ny Jirama vaky teny Ambatoroka, araka ny fanazavan’Atoa Feno Randrianarisoa tompon’andraikitry ny serasera.
Hamaky ny tohiny