• Zoma 06 Mey 2016
Actualités.HALATRA JIRO

Tokantrano iray tao Andranomanalina no tra-tehaky ny Jirama tamin’ny fangalarana jiro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Tetikasa fanohanana ny fampiasam-bola tsy miankina Tara 10 volana ny fanombohany

Tsy mbola miainga hatreto ilay «Projet d’Appui à la Promotion des Investissements» mitentina 9,87 tapitrisa dolara na 28 miliara ariary vatsian’ny Banky afrikanina momba ny fampandrosoana ho fanohanana ny fampiasam-bola tsy miankina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Ramatoa mipetra-drery Nisy saika handoro tao an-tranony

Trano iray vita amin’ny hazo, ao amin'ny Fokontanin'i Ambohitrabo ao Farafangana renivohitra, no saika hisy handoro tamin'ny solika ny alin'ny 3 mey hifoha ny 4 mey tokony ho tamin'ny 12 ora alina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Ankadindravola Ivato Sahona nampitolagaga ny mponina

Taitra ny mponina raha nahita ity sahona lehibe, miloko mavomavo, tao afovoan-tanànan’Ankadindravola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Ambatonakanga Trano nirodana tampoka

Trano iray teny Ambatonakanga Boriborintany Voalohany, no nirodana ny marainan’ny alarobia teo tokony ho tamin’ny 6 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 04 Mey 2016
Actualités.Voasambotry ny mpitandro ny filaminana teny amin’ny faritra manodidina an’i Mandroseza ireo olona mpizara vola mifandraika

tamin’ny hetsika fanakorontanana nokasaina natao teto an-drenivohitra ny alahady 1 mey 2016.

Hamaky ny tohiny
FTT