Actualités

Ankadindravola Ivato Sahona nampitolagaga ny mponina


  • Zoma 06 Mey 2016

Taitra ny mponina raha nahita ity sahona lehibe, miloko mavomavo, tao afovoan-tanànan’Ankadindravola.

 

 Velon’ahiahy ny mponina, ary dia nodorana avy hatrany ity sahona hafahafa ity. Tsy lavitra ilay trano may ny alahady lasa teo ka nahamaizana vehivavy iray, mipetra-drery, no nahitana ity sahona lehibe ity. Namoy ny ainy tamin’ny talata hariva teo moa ilay vehivavy noho ny famaizana be tamin’ny tenany. Nentina any Antsirabe ny alarobia ny razana.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT