• Sabotsy 07 Mey 2016
Actualités.TAPANY KELY MANDRITSARA

Vahoaka maro, avy amin’ireo Kaominina amin’ny ilany andrefan’i Mandritsara, no nirohotra teny amin’ny biraon’ny Distrika omaly manohitra ny nanomezana an’ny Sinoa tany midadasika

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Diabe fahanginana Fahombiazana, nitazam-potsiny ny fitondrana

Fahombiazana ny hetsika Diabe fahanginana ho fiaraha-miory amin’ny fianakavian’ireo niharam-boina tao amin’ny sekoly La Pepite d’or

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Rongony tratra tany Ihosy Fiarana manampahefana no nitondra azy

Rongony 30 gony be izao tratra nentina fiara 4x4 efatra tany Ihosy. Voalaza fa ana manampahefana ireo fiara ary minisitra iray ao anaty governemanta mihitsy no voatonontonona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Mampahory ny tahotra

Hoy ny tenin’ny Soratra Masina : “Mampahory ny tahotra”. Raha tsy hiresaka finoana fa fisainana siantifika fotsiny izao, amin’ny Sampana Psychologie sociale,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Andohatapenataka Nahatrarana sokatra 137 saika hamidy an-tsokosoko

Taorian’ny fikaroham-baovao nataon’ny avy ao amin’ny “section de recherche criminelle fiadanana »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Mey 2016
Actualités.Madaoil Niato ny fitrandrahana solika any Melaky

Efa hatramin’ny taon-dasa no niato tsy afaka nanohy ara-dalàna ny asa fitrandrahana ireo solika ao amin’ny faritra Melaky intsony ny orinasa Madaoil vokatry ny fahatsentsenan’ny fantsona mitondra ny solika miakatra ety an-tanety;

Hamaky ny tohiny
FTT