• Talata 10 Mey 2016
Actualités.Ban Ki Moon Ho tonga anio tolakandro

Anio talata 10 mey amin’ny 3 ora latsaka dimy minitra no higadona eny amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato ny sekretera jeneralin’ny firenena mikambana Atoa Ban Ki Moon sy Ramatoa vadiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Actualités.Hetsika sendikaly Ampamoaka be etsy Mahamasina anio

Hitohy ao amin’ny kianja mitafo Mahamasina anio ny hetsika tarihin’ny AFO sendikaly, manoloana ny ady amin’ny kolikoly ataon’ny mpitondra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Actualités.Raharahan-drongony tao Ihosy Nangina ny depiote Nicolas, fa nahoana ?

Tsy nandrenesam-peo mihitsy ny Solombavambahoaka Randrianasolo Jean Nicolas, izay voafidy tao amin’ny distrikan’i Betroka ary monina sy manana trano roa ao Ihosy, momba ity fahatrarana rongony be dia be tany an-toerana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Mey 2016
Actualités.TAPANY KELY AMBOHIMANARINA

Niverina an-tsekoly omaly ny mpianatry ny sekoly tsy miankina

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2016
Actualités.Famatsiana herinaratra Miditra tsimoramora ny Frantsay

Mbola tena marary ny tontolon’ny angovo sy famatsiana herinaratra eto Madagasikara, misy isan’andro ny delestazy fa ny faritra isehoany fotsiny no miovaova.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Mey 2016
Actualités.Madagasikara Firenena mpanondrana rongony

Rongony maherin’ny 5 taonina no niainga avy eto Madagasikara ka niondrana tany ivelany tamin’ny taona 2015 raha toa ka 65 kg kosa no niondrana tamin’ny telo volana voalohany tamin’ity taona 2016 ity,

Hamaky ny tohiny
FTT