- Alakamisy 12 Mey 2016
Actualités.Famerenana ny « Iles éparses » Nangina tanteraka ireo lohandohany mpitaky
Maro no nihevitra fa hanararaotra iny fitsidihan’ny Sekretera jeneralin’ny Firenena Mikambana Ban Ki-moon iny ireo fikambanana mitaky ny hamerenana ireo nosy kely manodidina na « iles éparses » hanamafisana ny hetsika nataon’izy ireo, sy hanehoana ampahibemaso ny fitakiana ny fanajana sy ny fampiharana ny fehinkevitry ny Firenena Mikambana tamin’ny 1972 milaza fa an’i Madagasikara ireo « iles éparses » ireo.
Hamaky ny tohiny