- Alarobia 18 Mey 2016
Actualités.Madagasikara sy La Réunion Hiaraka hitrandraka ny tsena eto Afrika
Misokatra ho an’ireo orinasa Malagasy sy ny avy atsy amin’ny nosy La Réunion ny fandaharanasa «InterReg» vatsian’ireo mpamatsy vola iraisampirenena. Mitentina 63 tapitrisa euros ity famatsiam-bola andiany faha-3 mandritra ny 36 volana hatramin’ny taona 2020 ity.
Hamaky ny tohiny