- Alakamisy 19 Mey 2016
Actualités.Varotra eto Madagasikara 5% monja ny taham-pifanakalozam-paritra
Tsy manjary ny fandraharahana eto Madagasikara, hoy ny lehiben’ny delegasionin’ny Vondrona eoropeanina Antonio Sanchez-Benedito.
Hamaky ny tohinyTsy manjary ny fandraharahana eto Madagasikara, hoy ny lehiben’ny delegasionin’ny Vondrona eoropeanina Antonio Sanchez-Benedito.
Hamaky ny tohinyNahazo vaovao avy amin’ny olona tsara sitra-po ny polisy miady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina etsy Anosy fa misy olona mivarotra toaka gasy eny Manakambahiny.
Hamaky ny tohinyAndian’omby niala tany Antsalova tokony hamidy ao Tsiroanomandidy, no nisy nanodinkodina tao Ankavandra, distrikan’i Miandrivazo ary tsy hita popoka hatramin’ny omaly nandraisana ny vaovao.
Hamaky ny tohinyNatolotra ny fampanoavana omaly tany Ihosy ilay polisy iray 44 taona. Mpanao varomaizina rongony, miasa ao Fianarantsoa, mitondra ny galona « inspecteur de police » no tra-tehaky zandary Bemoto (brigade de sécurité routière) ao Ihosy nitondra rongony miisa valo gony, ny sabotsy hariva teo, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany, tao Ankily Ihosy, amin’ny lalam-pirenena fahafito iny sy ny mpamilin’ilay fiarabe.
Hamaky ny tohinyMpanaradia miisa sivy no maratra hatreto ka ny roa amin’ireo dia sivily. Mpitandro ny filaminana miisa telo kosa no tsy hita ary tsy mbola fantatra na maty na velona.
Hamaky ny tohinySambany tao anatin’ny 3 taona nisesy vao mba nilatsaka ny fanafaram-bary avy any ivelany nandritra ny telovolana voalohany teto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny