• Talata 24 Mey 2016
Actualités.Fiangaliana ny Twirling Baton Hisy Malagasy hifaninana any ivelany

Hiseho sehatra amin’izay manomboka izao ny fikambanan’ny mpikatroka Twirling bâton eto Madagasikara, tarihin’ny filoham-boninahiny Randrianomanana Yolande.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2016
Actualités.Soanierana Zandary iray nanararao-pahefana

Nitrangana lozam-pifamoivoizana omaly alahady hariva tokony ho tamin’ny 7 ora sy fahefany teny Soanierana manakaiky ny orinasa BATPRO.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2016
Actualités.Fanondranana hazo sarobidy Tamin’ny 2009 no natao ny 50%

Nahatratra 104.000 taonina ireo hazo sarobidy naondran’i Madagasikara teo anelanelan’ny taona 1998 hatramin’ny 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2016
Actualités.Magro Ankorondrano Fananan’ny Tiko io, hoy i Dada

«Asa na tsy fahalalana na tsy fahaizana na fanahy iniana mihitsy ny fomba fijery diso fampifangaroana ny resaka politika sy ny tontolon’ny fandraharahana eto amin’ny firenena», hoy i Dada nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2016
Actualités.Firahalahian’ny Mpitandrina Andiany ANTSO Nankalaza ny faha-15 taonany teny Vinany

Nisafidy ny Fjkm Vinany Tempoly Malala –synodam-paritany Antananarivo andrefana ny firahalahian’ny mpitandrina Andiany « Antso » mba hanamarihana ny faha-15 taona nivoahan’izy ireo teny amin’ny Faculté de Theologie Ambatonakanga

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Mey 2016
Actualités.Fitsinjaram-pahefana tena izy Tena mbola tara i Madagasikara

Mbola lavitry ny fitsinjaram-pahefana tena izy isika eto Madagasikara. Efa an-dalana amin’ny fametrahana izany kosa anefa, hoy i Mahazoasy Roger, talen’ny fitsinjaram-pahefana eo anivon’ny Minisiteran’ny Atitany.

Hamaky ny tohiny
FTT