Actualités

Magro Ankorondrano Fananan’ny Tiko io, hoy i Dada


  • Alatsinainy 23 Mey 2016

«Asa na tsy fahalalana na tsy fahaizana na fanahy iniana mihitsy ny fomba fijery diso fampifangaroana ny resaka politika sy ny tontolon’ny fandraharahana eto amin’ny firenena», hoy i Dada nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Magro Behoririka ny sabotsy lasa teo.

 

 «Tsy tokony hipetraka mantsy ny olana raha samy manaja ny tondrozotra ny rehetra manoloana ny didy fandroahana avy amin’ny Antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Antananarivo nosoniavin’ny minisitra mpiahy Tazafy Armand mikasika ny Magro Ankorondrano», hoy ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc. Voalaza mazava amin’ny antsipiriany ao anatin’ny sori-dalana rahateo ny famerenana ireo fananan’ny vondrona orinasa rehetra amin’ny tompony ary anisan’izany ny Magro eny Ankorondrano, hoy ny filoha mpanorina ny Tiko Group. Manamafy izany ihany koa ny fisian’ny fifanarahana «bail» mandritra ny fotoana maharitra eo amin’ny roa tonta. Azo atao tsara anefa ny mifanaraka tahaka ny nisy tamin’ireo orinasa mpandraharaha vahiny Dynatec sy Qmm, araka ny fanazavany.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • TanĂ nan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT