- Sabotsy 28 Mey 2016
Actualités.Fisavana trano
Voasava ihany koa omaly maraina ny trano fonenan’ilay mpandraharaha Frantsay Franck Legrand.
Hamaky ny tohinyVoasava ihany koa omaly maraina ny trano fonenan’ilay mpandraharaha Frantsay Franck Legrand.
Hamaky ny tohinyMirongatra hatrany ny halatr’omby any amin’ny distrikan’Andramasina. Taorian’ilay tranga niseho tany an-toerana ny herinandro teo ka nahaverezana omby maromaro dia tonga nanafika tanàna iray ao anatin’ny fokontany Ambohijanahary indray ny dahalo maromaro ny alarobia alina teo.
Hamaky ny tohinyNosokafana omaly tetsy amin’ny lapan’ny tanànan’Analakely haharitra telo andro ilay hetsika varotra fampirantiana asa tanana malagasy karakarain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyNanambatra ny heriny ary nanazava ny zava-misy iainany tamin’ny mpanao gazety ireo mpivarotra eto Antananarivo Renivohitra omaly, notronin’ireo delegen’ny tsena isanisany toa an’Andravoahangy, Soamanatombo, Namontana, Ambohimanarina …
Hamaky ny tohinyHanao tatitra momba ny asa vitany nandritra ny taona 2015 amin’ity anio ity manomboka min’ny 9 ora sy sasany maraina eny amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy ny Bianco na ny birao mahaleotena enti-miady amin’ny kolikoly eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyNy tsy fahampian’ny herinaratra zaraina isan-tokantrano no mahatonga ny delestazy matetika eto Antananarivo Renivohitra sy ny faritra sasany manodidina azy tahaka an’Ivato, Itaosy,
Hamaky ny tohiny