• Talata 31 Mey 2016
Actualités.Fanodinana ny fakon-taratasy Miara-miasa ny DHL sy ny SPAH

Anisan’ny tanàna be fako indrindra Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Mey 2016
Actualités.Taotrano sy ravaka anatiny Hivoaka anio ny Gazet’Immo

Mitombo iray indray ny fianakaviamben’ny gazety an-tsoratra eto Madagasikara satria dia ho hita eny amin’ny tsena manomboka anio talata 31 mey, ary hivoaka isan-kerinandro ny Gazet’Immo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.Ady amin’ny kolikoly Dingana voalohany ny fanambaram-pananana

Tena efa lalim-paka ny trangana kolikoly misy eto Madagasikara, hoy ny filohan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana Rakotoarisoa Jean Eric.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.Fandehanana mafy sy mpamily mamo Hampiasa fitaovam-pitsirihana raitra ny zandary

Miezaka mitady ny vahaolana hisorohana ny lozam-pifamoivoizana manoloana ny tsy fitandremana ny Zandarimariam-pirenena ka natao ny zoma

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.Rova eto Analamanga Hofefena avokoa

Tanterahana isan-taona, isaky ny datin’ny 27 mey ny hetsika FAROY na Famerenana ny hasin’ny rovan’Ilafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Mey 2016
Actualités.ROTSAK’ERIKA

Nanerika matevina teto an-drenivohitra tato anatin’ny roa andro izao. Tsy tokony hahagaga fa mpitranga rehefa vanim-potoan’ny ririnina ny tahaka izany hoy ny avy eny amin’ny sampandraharaha mpamantatra ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny
FTT