- Alakamisy 02 Jona 2016
Actualités.TAPANY KELY ANDROHIBE
Niampy iray ny fotodrafitrasa ampiasain’ny Orchidée Blanche, akany fanabeazana ireo ankizy votsa saina, hanatsarana ny fandraisana an-tanana azy ireo.
Hamaky ny tohinyNiampy iray ny fotodrafitrasa ampiasain’ny Orchidée Blanche, akany fanabeazana ireo ankizy votsa saina, hanatsarana ny fandraisana an-tanana azy ireo.
Hamaky ny tohinyIray amin’ireo efa nahatafatsangana fotodrafitrasa mitovy, vita amin’ny rindrim-bato ny etsy Ambodivona, izay mivondrona ao anatin’ny fikambanana FIMPITAMA,
Hamaky ny tohinyRehefa nanontaniana ireo mpitatitra mihazo ny faritr’i Toamasina, dia nanambara ny ankamaroan’izy ireo fa hanahirana ny fifindrana eny, tsy ho an’ny mpitatitra ihany, fa ho an’ny mpandeha ihany koa.
Hamaky ny tohinyMitady ho fatin’ny fanatontoloana sy ny lamaody avy any ivelany ny lamaody Malagasy, hany ka tsy mahasarika ny ankamaroan’ny olona intsony.
Hamaky ny tohinyMbola olana sedrain’ireo mpampiasa eto amintsika mandraka ankehitriny ny fandraisana ireo mpiasa tsy mbola matihanina ka mahatonga azy ireny handany fotoana maharitra hampianatra asa indray.
Hamaky ny tohinyIray volana nivoriana izao ny Antenimiera roa tonta, tsy mbola manarangarana eny Tsimbazaza sy Anosikely ny lalàna vaovao hifehy ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny