• Zoma 10 Jona 2016
Actualités.Governemanta Hosoloina i Maharante Jean de Dieu ?

Hasiam-panovana amin’ny ampahany ny Governementa. Izay indray izao no resaka mandeha telo volana aty aorian’ny nitsanganan’ny governemanta Mahafaly Olivier.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Actualités.Tontolon’ny asa Manao kabary tsara lahatra fotsiny ny fanjakana

Tofoky ny kabary tsara lahatra sy ny safo siaka mampandry adrisa ny Vahoaka, hoy ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena (SeFaFi) tamin’ny fanambarana nataony ny volana jona 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Actualités.TAPANY ANTENIMIERANDOHOLONA

Nankatoavin'ireo Loholona omaly alakamisy 9 Jona 2016 ny volavolam-pandaharam-potoana manomboka ny 8 ka hatramin'ny 16 jona 2016

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Actualités.Fampianarana Mifantoka amin’ny fiatrehana ny fanadinana ireo sekoly

Efa betsaka ireo sekoly miomana fatratra amin’ny fiatrehana ny fanadinana fifindran-kilasy sy ny fanadinam-panjakana amin’izao ankatoky ny famaranana ny telo volana fahatelo izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jona 2016
Actualités.Tambajotran-tserasera BIP Hikarakara fampisehoana goavana eny Antsonjombe

Hikarakara fampisehoana goavana etsy amin’ny Coliseum Antsonjombe ny tambajotran-tserasera Bip ny alahady 12 jona ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Jona 2016
Actualités.Araben’ny fahaleovantena Hiova ho toerana hiriariavan’ny mpandeha an-tongotra

Tsy ho azon’ny fiarakodia ivezivezena intsony ny Araben’ny fahaleovantena ny 15 hatramin’ny 30 Jona 2016 noho ireo hetsika aman-danonana samihafa hankalazana ny Fetin’ny Fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
FTT