- Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.Sehatry ny fampianarana Hananganana sekoly avokoa any amin’ny faritra saro-dalana
Tsy mahavita manohy ny fianarany hatramin’ny farany avokoa ny ankamaroan’ny zaza Malagasy. Ny 1/3-n’ireo ankizy mpianatra eny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra ihany no fantatra fa tonga eny anivon’ny sekoly ambaratonga hafaroa
Hamaky ny tohiny