Nanolotra vola 10 tapitrisa Ariary ny filohan’ny Repoblika omaly, ho fanohanana ny
Makis miatrika ny CAN Rugby, sokajy B atao etsy amin’ny kianjabe Mahamasina manomboka rahampitso. Hifandona amin’i Zambiana ny Malagasy amin’ny lalao voalohany hatrehiny.
AMORON’I MANIA
Nisokatra omaly ary hitohy anio ny Tsenae Zemona, izay hetsika ara-toekarena karakarain’ny Faritra Amoron’i Mania. Sambany no nikarakara hetsika toy zao ny faritra.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.