• Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.AAA Magro Behoririka Vita Malagasy ny 90%-n’ny entana amidiny

Nifanotofana ny entana tao amin’ny tranombarotra AAA Magro Behoririka ny sabotsy 11 jona teo, andro voalohany nisokafany ho an’ny mpanjifa. Ny nivohan’ny toeram-pivarotana no ela dia nibosesika ny olona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.Faha-40 taonan’ny AREMA Sary 400 mahery no aranty any Toamasina

Feno 40 taona amin’ity taona 2016 ity ny antoko Arema, ka misy ny fanomanana fety goavana karakaran’izy ireo ao Toamasina mikasika izany, izay nosantarina tamin’ny fampirantiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.Nivadika horera ny fetin’ny BIP Nihorohoro ny teny Analamahitsy

Velon-taraina, tezitra sady nalahelo ny mponina teny Analamahitsy omaly noho ny korontana naterak’ireo andian’olona avy nijery fampisehoana tao amin’ny Coliseum.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.Asa fampihorohoroana tany Etazonia 50 no maty, 53 naratra mafy

Zava-doza indray no nitranga tany Etazonia ny sabotsy alina teo. 50 no maty, 53 no naratra mafy vokatry ny fitifirana nitranga tao amin’ny “Pulse Club” trano fandihizana iray tany Orlando.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.13 JONA

Ankalazaina anio ny Andro iraisam-pirenena ho an’ireo olona bobo, na albinos araka ny ahafantaran’ny maro azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jona 2016
Actualités.Mpanjifa Telma Mety hisitraka finday sy fiarakodia vaovao

Tombontsoa lehibe ho an’ireo mpanjifa laharana Telma misoratra ara-dalàna ny fisitrahana ireo tolotra samihafa haroson’ity orinasam-pifandraisan-davitra ity.

Hamaky ny tohiny
FTT