Actualités

13 JONA


  • Alatsinainy 13 Jona 2016

Ankalazaina anio ny Andro iraisam-pirenena ho an’ireo olona bobo, na albinos araka ny ahafantaran’ny maro azy.


Tamin’ny taona 2015 no nankalazaina voalohany sy nanaovana fanentanana mikasika ny « albinisme » io.

MAHAMASINA
Hotanterahina etsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny alarobia 15 jona izao ny andiany fahefatra amin’ny angaredona iadiana amin’ny kolikoly, iarahan’ny Bianco amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra anjara.

ARIARY

Nitombo ny filana amin’ny fividianana vola vahiny ka izay no antony nampihen-danja ny ariary, araka ny fanazavan’ireo mpahay toekarena.

MPAMATSY VOLA

Heverina hotanterahana amin’ny volana oktobra ho avy izao ny fivoriamben’ireo mpamatsy vola an’I Madagasikara mba handinihana indrindra ny fanohizana ny fiaraha-miasa sy ny fomba hanohanana ny drafi-pampandrosoana ny firenena. Aorian’io fihaonana io vao ho fantatra mazava ny tohin’ny resaka momba ilay famatsiam-bola maika amin’ny alalan’ny FEC (facilité élargie de crédit) ao amin’ny Tahirimbola iraisam-pirenena na FMI.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

  • Creative Minds
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Madagascar andiany faha-3

  • CENTRE
  • Zoma 30 Oktobra 2026

SEMBANA MIJORO

Hijery ny tohiny
FTT