- Zoma 17 Jona 2016
Actualités.Ady amin’ny haromotana ao Mahajanga Raikitra ny hetsika famonoana alika
Ny sabotsy 18 jona izao no hanatanteraka hetsika famonoana alika mirenireny tsy misy tompony amin’ny fokontany 26 ny ao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyNy sabotsy 18 jona izao no hanatanteraka hetsika famonoana alika mirenireny tsy misy tompony amin’ny fokontany 26 ny ao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyTapitra ny 17 mey teo ny famindram-po farany nataon’ny kaominina ho an’ireo bajaj izay tsy nahaloa ny “patente” ao Mahajanga I. Mbola maro anefa izy ireo no tsy nandoa.
Hamaky ny tohinyMilamina hatrany ireo mpiasan’ny kaominin’i Toamasina I mitokona mitaky ny karaman’izy ireo tsy azo, ary tsy manakorontana ny asan’ny kaominina , omaly anefa tonga indray ireo “Gros Bras” voatondro fa olon’ny ben’ny tanàna Elysée Ratsiraka ary nila vaniny sy nihantsy ady tamin’ireto mpiasan’ny kaominina ireto.
Hamaky ny tohinyNiova niaraka tamin’ny alalan’ny lalàna 2014-020 ny fomba fitantanam-bola eny anivon’ny kaominina sokajy faharoa manerana an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyTsipahan’ny «Fédération des Ex-Détenus Politiques de Madagascar» ny fandinihan’ny Antenimierandoholona ilay volavolan-dalàna momba ny fampihavanam-pirenena mialoha ny Antenimieram-pirenena.
Hamaky ny tohinyNotanterahina omaly ny fanolorana loka ho an’ireo telo tsara vintana nandray anjara tamin’ilay “lalao fun quizz 20” andiany faha-20 nokarakarain’ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar nanomboka ny fiandohan’ny volana martsa lasa teo.
Hamaky ny tohiny