• Zoma 17 Jona 2016
Actualités.«Ampitatafika mifaly… » Hoporofoina mandritra ny fetim-pirenena

Tsy avelan’ny mpitantana ny kaominina Ampitatafika handalo fotsiny ny fanamarihana ny faha-56 taona niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara amin’ity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2016
Actualités.Ankazobe Tsy milamina amin’ny asan-dahalo

Miezaka mampandry fahalemana ireo mpitandro ny filaminana ao amin’ny distrikan’Ankazobe.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2016
Actualités.Fanabeazana ny tanora Hanetsika ireo antoko mpihira ny boriborintany faha-4

Tsy manana fandaharanasa matotra hitsinjovana ny tanora ny fitondram-panjakana, hany ka lasa mirona amin’ny zavamahadomelina sy ny loka ny ankamaroan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2016
Actualités.Fanodinkodinana boaikely Nidoboka any am-ponja ilay madama

Tsy an-kifidy intsony ny fanodinkodinana zaza tsy ampy taona. Tao Antsirabe dia vehivavy 38 taona no sarona tamin’ity resaka ity. Tsy mbola manambady ramatoa ary mpampianatra dihy no asany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2016
Actualités.Ady amin’ny valala Handeha irery amin’izay ny fanjakana

Handeha irery amin’izay ny fanjakana manoloana ny ady hatao amin’ny valala eto amintsika. Hifarana ny 30 jona ho avy izao mantsy ny fiaraha-miasan’ny FAO amin’ny fitondrana rehefa naharitra telo taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Jona 2016
Actualités.Fetin’ny 26 jona Manakaiky hatrany ny mpanjifany ny Airtel Madagascar

Fotoana iray lehibe manamarika ny fiainan’ny Malagasy tsirairay ny fetin’ny 26 jona, tsingerin-taona faha-56 niverenan’ny fahaleovantena. Mba ho fanomezana fahafaham-po ny rehetra dia mikarakara tolotra manokana ho an’ny mpanjifany rehetra ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar tarihin’ny tale jeneraliny Maixent Bekangba.

Hamaky ny tohiny
FTT