- Sabotsy 25 Jona 2016
Actualités.ANALAKELY
Hampivorilanona ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina indray etsy Analakely anio sabotsy 25 jona 2016
Hamaky ny tohinyHampivorilanona ny mponin’Antananarivo sy ny manodidina indray etsy Analakely anio sabotsy 25 jona 2016
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny ezaka ataon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny fanatsarana ny tanàna sy ny fampanarahan-dalàna ny mponina.
Hamaky ny tohinyNijery manokana ireo niangaran’ny vintana manodidina ny fokontany misy azy ny sekoly IEF Aceem etsy Andravoahangy amin’izao fankalazana ny faha-56 taona niverenan’ny fahaleovantena izao.
Hamaky ny tohinyMba ho fitsinjovana ireo ankizy madinika sahirana ara-pivelomana, indrindra fa ireo kamboty tsy manam-piahy monina eny Ankasina dia tonga nanolotra fanomezana ho azy ireo toy ny harendrina ny
Hamaky ny tohinyMahatratra 4 miliara ka hatramin’ny 5 miliara Ar isan’andro ny vola very raha vantany vao mitokona tsy manao ny asany ireo mpiasan’ny fadintseranana eto amintsika
Hamaky ny tohinyRaharaha mbola mitana ny sain’ny maro ny fanafihana fiaran’ny tafika sy fiara mpitaritra olona nataon’ny dahalo teo amin’ny sampanan-dalana mampisaraka an'i Berenty sy Beroroha, ny talata 21 jona 2016 teo,
Hamaky ny tohiny