• Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Fanadinana CEPE Ny kajy sy ny frantsay no tena atahoran’ny mpiadina

Hotanterahina rahampitso talata 5 jona ny fanadinana CEPE amin’ity taona 2016 ity, manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Fifaninanana hira frantsay andiany faha-5 Hisalotra ny lokon’ny Frankofonia

Hotontosaina ny 19 sy 20 aogositra 2016 ny fifaninanam-pirenena hira frantsay karakarain’ny Alliance française eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Jolay 2016
Actualités.Tantaran’ny vazimba Novelabelarina teny amin’ny IKM Antsahavola

Mitady ho very ny fahendrena Malagasy noho ny fihazakazaky ny fandrosoana. Betsaka anefa ireo zavatra mbola azo tazonina avy aminy hahafahana miaina sy mampandroso ny fiarahamonina,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Masoivoho Amerikanina Tokony hiadian-kevitra ilay satan’ny serasera

Tsy tokony hatao bontolo, raha ny fanazavan’ny masoivohon’i Etazonia ny mikasika ny fandaniana ilay lalàna momba ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Fehezan-dalàna mifehy ny fifandraisana Nilefitra ny fitondram-panjakana

Nilefitra ny fanjakana, tsy lany satria tsy nodinihana akory teny amin’ny antenimieram-pirenena ny fehezan-dalàna 011/2016 mifehy ny fifandraisana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Jolay 2016
Actualités.Mpampianatra Faralahin’asa amin’izao fitondrana izao

Raha misy ny sokajin’asa mahantra indrindra sy tsy mba voajerin’izao fitondrana izao dia anisan’ireny ny mpampianatra.

Hamaky ny tohiny
FTT