Tsy tokony hatao bontolo, raha ny fanazavan’ny masoivohon’i Etazonia ny mikasika ny fandaniana ilay lalŕna momba ny serasera.
Misy ny tsy fahatomombanana ao anatin’io lalàna io ka izany indrindra no ilana hilana adihevitra mba hahafahana manala ny ahiahy rehetra momba ity lalàna ity, hoy izy. Ny fifanakalozan-kevitra eo amin’ireo mpanao gazety sy ny solombavambahoaka no tena handrandraina raha tiana ny hahita vahaolana fa tsy ny firotorotoana amin’ny fametrahana lalàna tsy misy marimaritra iraisana toy izao.
Mirija
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.