• Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.Fiaraha-miasa Manohana ny kolontsaina ny Sinoa

Nanolotra fitaovana informatika sy mozika mitentim-bidy 150 tapitrisa Ariary ho an’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny taozavatra ry zareo Sinoa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Lasibatry ny fisolokiana avo lenta

Mampitandrina ny mponina mba ho mailo ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Araka ny fampitam-baovao omaly, dia misy olona mitonona ho mahafantatra tompon’andraikitra ao amin’ny fiadidiana ny tanàna amin’izao fotoana izao, manao asa fisolokiana mitaky vola eny rehetra eny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.TAPATAPANY “PERMIS BIOMÉTRIQUE”

Nanomboka ny 6 jolay ny hetsika fanovana ireo taratasy fahazoan-dalana ho “biométrique” tamin’ny Distrikan’Andapa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.Fanadinana CEPE Ratsiratsy ny naoty momba ny lazaolana

Efa nampiditra ny naotin’ireo mpiadina teto amin’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra tao anaty solosaina, na ilay antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.Halatra omby tao Androtsy tamin’ny 2014 Mbola ifandrirarirana eny amin’ny fitsarana

Araka ny fitantaran’Andriamatoa Soafiavy, mpiaro ny zon’olombelona ao amin’ny Antoko politika MONIMA any Androtsy faritr’i Ihosy dia nisy fanafihan-dahalo mitam-piadiana izay nahaverezana omby miisa 58 tamina fianakaviana maromaro tany an-toerana tamin’ny taona 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.Ambohimamory Tratra ilay tovolahy mpamaky fiara

Voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny paositry ny polisy Loharanombato tao Ambohimamory ny 6 jolay 2016 lasa teo, tokony ho tamin’ny 10 ora maraina, ny tovolahy iray mpamaky fiara.

Hamaky ny tohiny
FTT