Actualités

Fiaraha-miasa Manohana ny kolontsaina ny Sinoa


  • Zoma 08 Jolay 2016

Nanolotra fitaovana informatika sy mozika mitentim-bidy 150 tapitrisa Ariary ho an’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny taozavatra ry zareo Sinoa.

 

 Natao omaly tetsy amin’ny Tranombokim-pirenena Ampefiloha ny fanaovan-tsonia mikasika izany. Haparitaka amin’ireo rantsamangaikan’ny minisiteran’ny kolontsaina ireo fitaovana azo, hanampy amin’ny fampiroboroboana ny sehatry ny kolontsaina. Efa hatramin’ny taona 1972 no niara-niasa i Madagasikara sy Sina. Saika isan-taona dia nisy hatrany ny fifanakalozana kolontsaina eo amin’ny firenena roa tona, eo koa ny fanofanana.

Jean D.


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • RAISSA RAZAIVOLA
  • Talata 03 Novambra 2026

Tazonina eny Fiadanana

  • 160 taona
  • Talata 03 Novambra 2026

nisian’ny gazety malagasy

  • Tanànan'Antananarivo Renivohitra
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

Mila fanapahan-kevitra politika

  • AMBOHIDRAPETO
  • Alatsinainy 02 Novambra 2026

ATSIMONDRANO

  • Tale
  • Zoma 30 Oktobra 2026

mpanatanteraky ny ONTM

  • Taorian’ny
  • Zoma 30 Oktobra 2026

fandevenana an-janany

Hijery ny tohiny
FTT