- Zoma 08 Jolay 2016
Actualités.Saran-dalan’ny taksibe 500 Ariary manomboka ny 26 jolay
Nanetsika ny tambavin’ny mpitatitra eto an-drenivohitra ny fiakaram-bidin’ny solika in’efatra miantoana hatramin’ny fiandohan’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyNanetsika ny tambavin’ny mpitatitra eto an-drenivohitra ny fiakaram-bidin’ny solika in’efatra miantoana hatramin’ny fiandohan’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyHiakatra 500 ariary ny saran-dàlan’ny fiara mpitatitra olona manomboka ny talata 26 jolay 2016, araka ny tapaka taorian’ny fivorian’ny «Union des Coopératives des Transporteurs Urbains» omaly.
Hamaky ny tohinyIlaina ny fisian’ny fifampiresahana matotra sady mitondra ho amin’ny asa mivaingana, hoy ny filoha Hery Rajaonarimampianina omaly nandritra ny fihaonana teo amin’ny sehatra tsy miankina sy ny fitondram-panjakana teny Iavoloha.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny nankatoavan’ny fitsarana mahefa ny Dinaben’Atsimo Andrefana ny zoma 24 jona 2016 teo dia natomboka ofisialy voalohany tany amin’ny
Hamaky ny tohinyNangingina ireo hetsika sendikaly teto amin’ny firenena tato ho ato. Tsy arakaraka ny hafanam-pon’ireo mpitarika tany am-piandohan’ireny hetsika isan-karazany ireny fa dia tsy nahenoana akony intsony ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTapitra ny Ramadany na ny iray volan’ny fifehezana ho an’ny mpino Silamo ka nivoaka tamin’ny fahanginany amin’izay ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas voafidy tany amin’ny distrikan’i Betroka.
Hamaky ny tohiny